Contact

mardi 18 mars 2014

Mpiasan'ny Telma miavona

Nandritran'ny 1 Taona lasa izay dia nihazakazaka be tokoa ireo mpanjifa Telma, indrindraindrindra fa ny mpampiasa ny tolotra Mvola. Mahafam-pahasahiranana sy tena tsotra tokoa ity tolotra ity satria afaka mandefa vola enao @ findainao amin'ny vidiny mora ary tonga eo no eo na aiza na aiza andefasanao ilay vola eto Madagasikara. Tatohoato nefa dia maro ireo mpanjifa ny Telma Mvola no mitaraina no ny fihetsika feno avonavona aton'ireo vehivavy eny amin'ny M-Vola.
Miseho amin'ny fomba isan'karazany izany toy ny oe tsy mandray "Coupon" izahay na koa oe raha vao vola kely no alainao dia kizitina be ry zareo. Matetika ireo mpiasa eny amin'ny "Shop Telma " no tena manao io toetra io fa ny "POint de retrait Mvola" olon-tsotra kosa dia tsy ahitany velively izany toetra izany. Inona ary no mety mahatonga izany ? Anjarantsika rehetra ny misain-tsaina sy mamaly izany.

Article plus récent
Précédent
Derniers articles

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire

Copyright © 2012 Malagasy Libre All Right Reserved
Designed by Malagasy Free