Contact

mardi 18 mars 2014

Vehivavy Malagasy forme B :)

Tsy any Afrika ihany no ahitany ireo vehivavy be vody fa eto amintsika koa. Tsy miala lavitra fa atsy Diego na Antsiranana fotsiny. Marihina fa tahaka ny any afrika dia efa tazana eny amin'ny mangazay marao eto andrenivohitra zao ireo karazana "Creme" na fanafody fanalebeazana fitombenana.

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire

Copyright © 2012 Malagasy Libre All Right Reserved
Designed by Malagasy Free