Contact

lundi 24 mars 2014

Misintona APK Google Play Store avy eo @ PC

Matetika dia tsy maintsy amin'ny alalan'ny finday vao afaka  mi-telecharge "application android" ao amin'ny "Google  Play Store. Azo ialana anefa izany. Azonao atao tokoa ny misintona  "application" ao na  dia eo amin'ny "ordinateur aza enao. 
Mitsidika  ity tranokala ity enao : APK downloader http://apps.evozi.com/apk-downloader/ 


Raha efa tafiditra ao enao dia  apetreakao ao ny rohy na  ny "lien"  n'ilay "application android" tianao halaina  any @ "google playstore" toy ity : https://play.google.com/store/apps/details?id=com.hipmunk.android&hl=fr

Avy hatrany dia azonao eo ambany ny rohy na lien ahafahanao misintona  ilay application. Hitanao eo koa ny mombamomba ilay application toy ny lanjany.

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire

Copyright © 2012 Malagasy Libre All Right Reserved
Designed by Malagasy Free