Contact

mardi 18 mars 2014

"Page facebook" vetaveta

Ankehitriny dia mihazakazaka be ny fampiasan'ny tanora ity tranonkala antsoina "hoe" facebook". Ny mahagaga dia ny fampiasanan azy any amin'ny zavatra ratsy no tena mivoatra. Ity tranga ity dia tahak'izao : nisy namorona pejy atao hoe "Gazetim-body" tao . Io pejy dia mitatara ny resaka vetaveta rehetra. Ary tsi vitan'izay fa mbola nasiany sarin'ireo vehivavy Malagasy mitanjaka koa tao. Efa natratra hatrany amin'ny 6000 ny olona nankafy anio pejy io (mention j'aime).
Ny mahagaga dia hoe notorin'ireo tovovavy nanana sary tao amin'io Pejy io ka karohin'ny Pôlisy ilay olona namorona io Pejy io . Nefa nahoana ireo tovovavy ireo no manao fitoriana satria sitrapony tsara ny nakana sary mitanjaka azy, dia izao izy mahatsiaro afa-baraka rehefa tena aseho ny vahoaka ny tena toetrany. Mahagaga!

0 commentaires:

Enregistrer un commentaire

Copyright © 2012 Malagasy Libre All Right Reserved
Designed by Malagasy Free